|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manakora
Fototeny  2 akora
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manainga akora. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to shout at, to deride. [1.2, 1.7]
6 to hoot. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 acclamer. [1.3#16, 1.8]
8 huer. [1.3#16]
Ohatra  9  Izany hoe, manakora ny voa ka tsy mamonjy, nefa vetivety dia hifindra amin' ny azy koa; [1.437#]
10  ny aty kosa malemy vaika, mandrotsirotsy, tsy miankina, miray hina, ka anareo ny mifidy, ary aza manakora. [2.314#]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)15  manako
Fototeny  16 akora
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakora [Fitanisana]

Fivaditsoratra  18 manakora, manakorà, 19 manaroka, 20 mankaroa, 21 manoraka, 22 mokarana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09