|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manambony |
| Fototeny | 2 ambony |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manindrahindra, mihevitra ho ambony: Loza Rangahy io raha hanambony tena.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to make much of one's self or of another..
[1.2] 6 to make much of, to consider highly. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 exalter, rendre hommage à.
[1.8] |
| Ohatra |
8 Firifiry moa ny fiteniny manambony ny fananam-panahy ho soa noho ny soa rehetra?
[2.296#]
9 Izany rafi-tsaina manambony ny andriana sy manambany ny andevo izany dia mbola mitoetra ankehitriny [2.606#] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 14 manambony, 15 manombìna, manombina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|