|
|
|
|

Entrée1  zanaka
Partie du discours  2  nom
Morphologie 
3  Simple :
4  Préfixée :
Dérivés 
5  Verbes actifs :
6  Verbes passifs :
7  Verbes relatifs :
8  Noms :
9  Adjectifs :
Tous les mots composés  10  92 mots contenant zanaka
Explications en malgache  11  [1.1] Olona na biby nateraky ny hafa, na tokotokony ho izany ara-taona na dia tsy naloakan' ny kibony aza: Tokony hanaja sy ho tia ny ray aman-dreniny ny zanaka: Zanak' omby
Vola ateraky ny petrabola na vola nosamborina: Zana-bola
Nateraka, silaky ny aina, sombin' ny aina, menaky ny aina, naloakan' ny kibo
Explications en anglais  12  [1.7] a child, offspring; the young of animals
Explications en français  13  [1.54] fils, fille
14  [1.8] enfant; petit d'un animal, des plantes
15  [1.196] (toute l'île) (sens général : enfant ; du malais anak, même signification). Pour les plantes : plants préparés pour la transplantation ; s'applique à toutes les espèces à l'exception du riz, dont le plant s'appelle ketsa. On précise souvent zanakazo : jeunes plants des arbres (de zanaka et hazo).
16  [1.405] [Sakalava-Mayotte] enfant
Exemples  17  [2.4] Tompon-trano, raha tsy izany zanaka an-trano, no fiheverako ny tenako.
Analogues  18  zana-drahalahy, zana-drahavavy, zanak' anadahy, zanak' anabavy, tsy omby kibo, solo, solofo, dimby, taranaka, teradranona, zaza navelan-dranona, zaza natsangana
Proverbes  19  Proverbes contenant le mot zanaka

Anagrammes  20  ankaza, kazaña, kazana, zanaka

Mis à jour le 2025/08/10