|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanjanahana |
| Fototeny | 2 zanaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fananganana ho zanaka
5 Fakana na fisamborana vola misy zanany, fananàna. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 l'action d'adopter ou de reconnaître un enfant, de prendre à intérêt, le temps, la cause
[1.3] |
| Ohatra |
7 Anisan'ny firenena mpanao fanjakana ny Malagasy, ary izany indrindra aza angamba no nahamora ny fanjanahana azy.
[2.503#]
8 fampifandraisana ireny harivolana ireny amin'ny toe-tany sy ny tantara ary ny fiharian-karena omban'ny fifampifehezana, na teo amin'ny Ntaolo, na tamin'ny andron'ny fanjanahana merina narahin'ny fanjanahana frantsay. [2.606#] |
| Kamban-teny rehetra | 9 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|