|
|
|
|

Teny iditra1  zanahina
Fototeny  2 zanaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atsangana ho zanaka: Nozanahin-dRakoto mivady Isambilo kely.
5 Ampiterahina, asiana zanany, hanaina: Hampisamboriko roa arivo ianao fa hozanahinao anefa ny volako. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be put out at interest. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on prête à intérêt. [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12