| Entrée (Teny iditra) | ![]() |
vatana | ||||
| Partie du discours (Sokajin-teny) | nom (anarana) | |||||
| Définition malgache (Famaritana malagasy) | Ny tenan' ny olona na biby: Ny olombe [...] [texte complet dans Rajemisa 1985] | |||||
| [SLP 1986] | ||||||
| Traduction anglaise (Dikanteny anglisy) | The trunk, the body [Hallanger 1973] | |||||
| Traduction française (Dikanteny frantsay) | Tronc; le corps humain [Hallanger 1974] | |||||
| Corps, bâti ¶ vatan'andohalambo: corps de la voûte. ¶ vatana mamadika: corps commutatif. ¶ vatana voalahatra tanteraka: corps totalement ordonné. [SLP 1986] | ||||||
| Expressions (Fombam-pitenenana) |
| |||||
| Exemples (Ohatra) | Mitombo saina tokoa ny ankizy, mitombo fanahy, mitombo vatana koa, tsy azo lavina. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 82] | |||||
| Entrée (Teny iditra) | ![]() |
vatana > Vatana | ||||
| Partie du discours (Sokajin-teny) | nom propre (géographie) (anaran-tsamirery (jeôgrafia)) | |||||
| Traduction française (Dikanteny frantsay) | Petite rivière de la régio [...] [texte complet dans Rajemisa 1966] | |||||
| Vocabulaire (Voambolana) | Géographie: rivières, lacs (Jeografý: renirano, farihy) | |||||
| Mis à jour le 2012/04/22 |
|