|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 ravina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tendron' ny ankabeazan' ny zavamaniry, izay lavalava etiety mitsilotsilo marani-doha ny bikany ary ny atiny malamalama, fa ny vohony maraorao: Kely ravina ny rambiazina
4 Takela-javatra: Ravin-taratasy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a leaf; a sheet of something
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 feuille
[1.8] 7 (toute l'île) (pris adjectivement, le même mot veut dire : mince). 8 Nom générique des feuilles (d'arbre, de papier, etc.). 9 Expression proverbiale : "Tsy mandray ravindena" (= ne pas se contenter de feuilles fraîches) : être riche, vivre de ses rentes. Les folioles des feuilles Asteraceae sont souvent prises pour de vraies feuilles. 10 Cependant il existe une expression : misampan-dravina pour désigner les plantes à feuilles Asteraceae (de sampana : divisions). 11 Quant à la position des feuilles sur le rameau, on distingue clairement les espèces à feuilles alternes : mifandika ravina (de dika : alternance), des espèces à feuilles opposées : mifanatri-dravina (de mifanatrika : être en face l'une de l'autre), ou à feuilles verticillées mivorivoridravina (de vori-vory : en cercles) [1.196] |
| Ohatra |
12 Tapaka ny voany sady folaka ny raviny
[2.69]
13 hady lava amin' ny ila toby andrefana, nasiana fefy ravina sy nefitreferina. [2.472] 14 Ny tarehiny notarafin'ny vonindraozy nivelatra sy ny ravina maitso nanodidina azy, ka tomarataratra. [2.324] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 25 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Manontolo |
|
| Anaran' akora mamorom-batana |
|
| Kamban-teny rehetra | 29 Fikambanana 107 amin' io teny io |
| Ohabolana | 30 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 31 Randzavola: ravina ao amin' ny Baiboly |
| Teny iditra (2/3) | 32 ravina |
| Sokajin-teny | 33 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
34 Forme de Ravenala madagascariensis Sonn. (Strelitziaceae), à tronc peu élevé.
35 Forme de jeunesse, plus appréciée pour la préparation du falafa. [Betsimisaraka] [1.196] |
| Voambolana | 36 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (3/3) | 38 ravina |
| Sokajin-teny | 39 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
40 Nom des Arecaceae du genre ravenea (nom donné par Bouché d'après l'orthographe de Hildebrandt), notamment : Ravenea glauca Jum. & H. Perrier,
41 et Ravenea rivularis Jum. & H. Perrier . 42 On emploie leurs grandes feuilles pour les constructions rustiques comme celles de l'espèce précédente. [Bara, Betsileo] [1.196] |
| Voambolana | 43 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | ravina, 46 rivana, 47 varany, 48 varina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|