|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 takiba |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ny ilany amin' ny kibo, ny faritra eo anelanelan' ny taolantehezana farany ambany sy ny moja
[1.1] 4 ilany amin'ny kibo anelanelan'ny maoja sy ny taolan-tehezana [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 flanc
[1.13] |
| Voambolana | 6 Haiaina |
| Tsipelina hafa | 7 takibaka |
| Tovy hevitra | 8 ila, tehezana |
| Manontolo |
|
| Anaran' akora mamorom-batana |
|
| Fivaditsoratra | 23 Bikata, 24 bitaka, 25 tabaky, 26 tabika, takiba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|