|
|
|
|

Teny iditra1  tezitra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tsy faly amin' ny olona iray ka hetsehim-po hamely azy: Tezitra taminy ny rainy ka saika voafelaka izy ~ Tezitra noho ny hakamoanao ny mpampianatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 angry [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 fâché, en colère [1.8]
Ohatra  6  Samy tezitra izy roa lahy. [2.472]
7  tezitra ny anadahin-drenin' ireo zaza. [2.606]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  23  Ontam-po
Mpanahaka  24  crentimpo, 25  crletra, 26  crmihidyvazana, 27  crmikafara, 28  crmikitakita, 29  crmitrifana, 30  crromotra, 31  crteramena, 32  gaigy, 33  hendratradiahendratra, 34  hendratra, 35  henjankozatra, 36  liandra, 37  lomodomotra, 38  lotika, 39  madiky, 40  maimbora, 41  malonilony, 42  manangambovona, 43  manaofarateny, 44  mandongilongy, 45  mandrivana, 46  mandroatra, 47  mena, 48  miafokafoka, 49  miafonafona, 50  mialavonkina, 51  miefonefona, 52  miempofo, 53  mifongofongo, 54  mifotroaka, 55  mihifika, 56  mikafankafana, 57  mikintona, 58  mikitoka, 59  milondolondo, 60  mimonjomonjo, 61  mimonjotra, 62  mionjononjona, 63  miotinotina, 64  mirintona, 65  misafoaka, 66  misafotofotovorimbava, 67  misamboaravoara, 68  misamontotra, 69  misarongatra, 70  misondrodra, 71  mitafoaka, 72  mitrafana, 73  mitroatra, 74  mivandravandra, 75  mivindavinda, 76  mivindina, 77  miviniviny, 78  mivoaramena, 79  monjotra, 80  montotra, 81  sendaotra, 82  somalondo, 83  sosotra, 84  tafintohina, 85  tohina, 86  tongafofonaohatranyrononomandroatra, 87  vinitra
Kamban-teny rehetra  88 ady tezitra
Ohabolana  89  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17