|
|
|
|

Teny iditra1  vinitra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tezitra, mampiseho endrika tsy faly: Vinitra erỳ izy niditra tao antrano
4 Henjana manao tsy an-kihetsika (filaza amin' ny miaramila): Vinitra daholo ny miaramila nanao sapaoritra raha nandalo ny lehibe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 angry in looks, but not speaking; displeased, strutting in anger; it is more intense in meaning than tezitra
6 used of the steady march of soldiers [1.2]
7 showing anger but not speaking [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 faché, en colère, irrité, taciturne, de mauvaise humeur
9 se dit aussi du soldat qui se tient raide [1.3]
10 qui est fâché mais qui ne parle pas [1.8]
Haiendriteny 
11  Tsotra :
12  Filaza mandidy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  26  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  27  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09