|
|
|
|

Teny iditra1  miviniviny
Fototeny  2 viniviny
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Tezitra; mampiseho hatezerana amin' ny toetran' ny endrika.
5 Mihenahena tsy miteny fotsiny amin' izao. [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12