|
|
|
|

Teny iditra1  malonilony
Fototeny  2 lonilony
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Manana endrika tsy faly ka miketrona be ihany ny tarehy, halavaina ny molotra, toa masiaka ny fijery [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 in bad humor, vexed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 vexé, bourru, agacé [1.3]
7 de mauvaise humeur, vexé [1.8]
Voambolana  8  Ontam-po
Tovy hevitra  9 malony
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  malonilony, 11 mañiloñilo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02