|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mirintona
Fototeny  2 rintona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miala tampoka, tezitra: Lasa nirintona Rakoto raha vao nahare izany teny izany. [1.1]
Ohatra  5  Fantatra koa fa tsy maintsy mirintona izy izay. [2.472]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  mirintòna
Fototeny  11 rintona
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mirintona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  13 mirintona, mirintòna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10