|
|
|
|

Teny iditra1  mitezitra
Fototeny  2 tezitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mampiseho tsy fahafaliana amin' ny olona iray ka hetsehim-po hamely azy; mandevilevy: Nitezitra an-jandriny izy. / Mitezera fa aza manota. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12