Entrée mandroatra (roatra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mitera-droatra, misy raotrany: Mandroatra ny rano mianjera amin' ny riana
¶ Enti-milaza ny vary handroina izay manomboka mamorivory: Efa mandroatra ny vary ka tsy ela dia ho masaka
¶ Mirehitry ny hatezerana tampoka: Nandroatra foana tsy nisy antony teo izy
Mitovy hevitra: mifoabe ~ mifoaka ~ misafoaka ~ misamontotra ~ mitroatra [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise to foam, to boil over [Hallanger 1973]
Traduction française déborder en écume [Hallanger 1974]
Morphologie 
mandroatra
nandroatra
handroatra
mandroata
Exemples mandroatra fotsiny toa ranon-tsavony sy mamoa-pofona hafahafa ny kafe azony. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 46]
Citations 

Entrée Mandroatra
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Traduction française petit fleuve de la préfecture de Morondava [Rajemisa 1966]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31