|
|
|
|

Entrée (1/5)1  re
Partie du discours  2  participe
Explications en malgache  3  Heno: Renao ve izany vorona mihira izany?
Fantatra: Efa renao ny nialan-dRakoto.
Tsapan' ny fandrenesana, toy ny fanamboloana: Tsy reko izany fofona ao izany fa voan' ny sery aho; ny fandrenesana tsiron-kanina: Tsy reny akory ny hamamin' ny siramamy; ny fikasihana: Reko ny tsongo ataony ahy.
Tsaroana: Reko tsara loatra izany fahoriako [1.1]
Explications en anglais  4  heard; perceived by the senses, as pain or smell [1.7]
Explications en français  5  entendu [1.3, 1.8]
6  appris, senti, perçu par les sens du goût, de l'odorat, du toucher [1.3]
7  perçu par le sens du toucher, l'odorat, du goûter [1.8]
Exemples  8  Ho ren'olo ka ho maty aho. [2.606]
9  Avereno kely hoe ho reko tsara. [2.895]
10  Tsy nisy hitany na reny nanatona anefa [2.472]
11  reny tsara ny fiakatry ny fofon-jezika ary maharikoriko azy [2.470]
12  Taitra dia taitra izy, fa avy any ambony ilay zavatra reny, ka fantany fa tsy izy mianaka avy naka orana tary an-dohasaha ambany [2.324]
Morphologie 
13  Présent :
14  Passé :
15  Futur :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Tous les mots composés 
Synonymes  41  reny
Proverbes  42  Proverbes contenant le mot re

Entrée (2/5)43  re
Partie du discours  44  particule [Liste complète]
Explications en malgache  45  Kianteny kely fanao amin' ny fehezanteny manontany raha manontany tena ilay miteny: Inona re no hataoko e; handeha sa hijanona?; ary amin' ny fehezanteny tsotra kosa raha mangataka mitalaho: Mifona re, tompoko, fa tsy hanao intsony aho [1.1]
Exemples  46  Nahoana re no anton'izany? [2.324]
47  Aoka re, anaka. [2.470]
Tous les mots composés 

Entrée (3/5)51  ~re~
Partie du discours  52  infixe [Liste complète]
Explications en français  53  infixe qui sert à former le pluriel des pronoms-adjectifs démonstratifs: io -> ireo [1.12]

Entrée (4/5)54  re    
Partie du discours  55  nom (symbole)
Explications en malgache  56  Ny feo faharoa manarakaraka ny do amin' ny ambaratongam-peo fito amin' ny gama [1.1]
Vocabulaire  57  Musique: (en général)
Analogues  58  do, mi, fa, sol, la, si
Illustrations 

Entrée (5/5)59  Re    
Partie du discours  60  nom (symbole)
Explications en malgache  61  Singa mivaingana, faha-75 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Explications en anglais  62  Rhenium. [3.1]
Explications en français  63  Rhénium. [3.1]
Vocabulaire  64  Chimie
Tableaux et planches  65  Table périodique

Mis à jour le 2025/09/19