|
|
|
|

Teny iditra1  re siosio
Singan-teny  2 re, 3 siosio
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza zavatra heno amin' ny resaka tsy azo itompoana loatra, fa karazan' ny honohono [1.1]
Ohatra  6  re siosio fa nalainy tamin' ny ody fitia ireny vehivavy rehetra ireny. [2.472]
7  Efa re siosio fa handeha ho any andafy ny zanakao [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12