Entrée (1/2) | 1 lehibe |
Partie du discours | 2 adjectif |
Mots élémentaires | 3 lehy, be |
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 8 14 mots contenant lehibe |
Explications en malgache |
9 [1.1] Enti-milaza olona na biby sady avo ranjanana no be vatana, na zavatra makadiry, ngeza: Trondro lehibe, trano lehibe |
Explications en anglais |
10 [1.7] big, large; old |
Explications en français |
11 [1.8] grand; âgé |
Exemples |
12 [2.499#] Ao izany lehilahy lehibe mihaja. 13 [2.442#] Ary iza ity lehilahy lehibe ity? 14 [2.59#] Lehibe ny alahelo azo avy amin'izany! |
Analogues | 15 dabe, makadiry, vaventy, fonitra, debo, fonetana, donga, vokatra, ngeza, goay, goaibe, goavana, goma, gomabe, dobara, dobarabe, dofa, bontolo, mokany, bolangina, botrefona, beboko, vokavoka, vongavonga, bevava, tsy mifanerana, tsy anoharana, tsy ahombiazana, tsy omby fo |
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot lehibe |
Entrée (2/2) | 17 lehibe |
Partie du discours | 18 nom |
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
20 [1.1] Ny mpifehy, ny mpitondra: Ho tonga hamangy antsika rahampitso ny lehibe Ny tale, ny filoha: Ny lehiben' ny mpitsara, ny lehiben' ny sekoly. |
Explications en anglais |
21 [1.7] the chief one |
Explications en français |
22 [1.8] chef |
Anagrammes | 23 helibe, lehibe |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |