Entrée fahalehibeazana (lehibe)
Partie du discours nom
Exemples 
1Nony amin'izao andron'ny fahalehibeazana izao anefa. [2.1011]
2Tsy zazavavy intsony izy amin'izao fotoana izao / Fa mandia ny fahalehibeazana. [2.817]
Morphologie 
Simple : fahalehibeazana, fahalehibeazako, fahalehibeazanao, fahalehibeazany, fahalehibeazantsika, fahalehibeazanay, fahalehibeazanareo, fahalehibeazan', fahalehibeazan-, fahalehibeazam-, fahalehibeaza-
Préfixée : -pahalehibeazana, -pahalehibeazako, -pahalehibeazanao, -pahalehibeazany, -pahalehibeazantsika, -pahalehibeazanay, -pahalehibeazanareo, -pahalehibeazan', -pahalehibeazan-, -pahalehibeazam-, -pahalehibeaza-

Mis à jour le 2023/01/20