|
|
|
|

Teny iditra1  halehibiazina
Fototeny  2 lehibe
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao tonga lehibe: Halehibiazo ity efitra ity amin' ny taona ambony
5 Ampitomboina ny sary ahitana azy: Halehibiazin' ny mikraoskaopy ny tongo-dalitra ka hita mazava tsara [1.1#406]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be made larger [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 (pour halehibeazina) qu'on agrandit, qu'on grossit:
8 Tokony hohalebiazinao ny tranonao (Il vous faut agrandir votre maison) ~
9 Halebiazin' ny mikroskopa ny tongo-dalitra ka azo jerena tsara (Le microscope grossit la patte d'une mouche et l'on peut bien la voir)
[1.3#397]
10 qu'on agrandit [1.8]
Ohatra  11  dia ho entina hanaovana trano fiangonana, ho halehibiazina sy hatsaraina, fa tsy mendrika ny toetrany. [2.59#332]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  16 halehibeazina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17