|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lehy |
| Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fiovan' ny ilay, fametraka eo alohan' ny anaran' olona na biby
[1.1] 4 [Bara] izy [1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 pour ilay, iley
[1.3#397] |
| Tovy hevitra | 6 lay |
| Fikambanana | 7 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 28 misy io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
8 Ny mpisolo rehetra |
| Fivaditsoratra | 9 Helì, 10 hely, lehy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/28 |
|