|
|
|
|

Teny iditra1  halehibeazana
Fototeny  2 lehibe
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 hangeza: Tsy ny halehibeazanao akory no atahorako anao.
5 toetran' ny zavatra lehibe, bevava: Novelabelariny tamin' ny valandresaka ny halehibeazan' ny adidin' ny ray aman-dreny.
6 fahanterana, habetsahan' ny taona niainana: Tsy mivoaboaka intsony izy noho ny halehibeazany. [1.1#406]
Ohatra  7  eo an-tànanao ny hery amam-pahefana, ary ny tànanao no manome ny halehibeazana amam-pahamafisana ny zavatra rehetra. [2.996#13.029.012]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12