|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 gaina |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tsy mahateny noho ny fahadisoam-panantenana; diso fanantenana fa ny zavatra efa teo an-tanana na nantenaina ho azo no lasa na foana.
[1.1#389] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 disappointed. See diso hevitra, fola-tana-manondro, haihay.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 Désappointé, décontenancé.
[1.3#193] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 19 disofanantenana, 20 disopaika, 21 disotetika, 22 malazomolotra, 23 mangaihay, 24 mangaina, 25 mangasihasy, 26 mangetoka, 27 mangotsoka, 28 manjahana, 29 manjahatra, 30 mitokaiky, 31 nyantenaintsyazonyantanambotsotra |
| Kamban-teny rehetra | 32 gaina foana |
| Teny iditra (2/2) | 33 gaina |
| Sokajin-teny | 34 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
35 Hafanan' ny andro tsisy rivotra ary tsisy rahona, maina be.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
36 Ardeur d'un soleil sans vent et sans nuage, se dit aussi de ce qui est trop sec.
[1.3#194] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 40 gaingaina |
| Fivaditsoratra | 41 ainga, 42 gaina, 43 Nagay |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|