Entrée mangaina (manga)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Atao tonga manga [1.1]
Morphologie 
Présent : mangaina
Passé : nangaina
Futur : hangaina
Impératif : mangao

Entrée mangaina (gaina)
Partie du discours verbe actif ou adjectif
Explications en malgache Diso fanantenana: Nangaina aho fa very ilay vola nianteheraho
Foana tsy misy mipetraka, monina: Mangaina ity trano itỳ izany [1.1]
Explications en anglais Disappointed [1.2]
Explications en français être désappointé, décontenancé; être vide: Nangaina aho, fa tsy tanteraka ny nantenaiko (J'ai été désappointé, parce que ce que j'espérais ne s'est pas accompli) ~ Mangaina io trano io (Cette maison est vide) [1.3]
 être déçu ( haihay) être désappointé ( gaina) [1.54]
Exemples Mangaina sy mangaihay fotsiny I Katy sy Saonina mahita an-drainy tsy mety mifoha sy tsy miteny intsony. [2.470]
Morphologie 
Présent : mangaina
Passé : nangaina
Futur : hangaina

Entrée mangaiña
Partie du discours verbe actif
Explications en français Maka ny ranom-pary avy amin' ny fary [2.165]
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20