|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 haihay |
| Sokajin-teny | 2 Tsy lazaina |
| Fanazavàna teny anglisy |
[1.2] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/5) | 4 haihay |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Fahatsiarovana hovoa noho ny toe-javatra tsy nampoizina, noho ny hadisoam-panantenana..
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 shame, confusion of mind, reproach. See henatra, haingihaingy..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 confusion.
[1.3#205] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 16 Ontam-po |
| Kamban-teny rehetra | 17 manao haihay |
| Teny iditra (3/5) | 18 haihay |
| Sokajin-teny | 19 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
20 foana tanteraka.
[Taisaka]
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
21 dépourvu de tout.
[Taisaka]
[1.82] |
| Teny iditra (4/5) | 22 haihay |
| Sokajin-teny | 23 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
24 a joke. See haikahaika, vosobosotra..
[1.2] |
| Teny iditra (5/5) | 25 haihay |
| Sokajin-teny | 26 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
27 a provincial name of the aiay.
[Sihanaka]
[1.2] 28 aye-aye (Daubentonia madagascariensis). [2.233] |
| Fanazavàna teny frantsay |
29 animal sauvage..
[Tankarana]
[1.19] 30 aye-aye (Daubentonia madagascariensis). [2.233] |
| Ohatra |
31 Fanihy, haihay, vano, kilandy, longotra, heniheny nefa ahitana nosy.
[2.245]
|
| Voambolana | 32 Haibiby: mampinono |
| Tovy hevitra | 33 ahay, aiay |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Tsanganana sy sary iray takila |
110 Ny Gidro |
| Fivaditsoratra | 111 ahiahy, 112 haihay, 113 hiahia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|