|
|
|
|

Teny iditra1  fangainana
Fototeny  2 gaina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fahadisoam-panantenana: Mafimafy kokoa ny fangainan' ny mpianatra try afa-panadinana noho ny an' ny tsy nahazo tamin' ny an-tsapaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Le désappointement [1.3]

Fivaditsoratra  6 fanaingana, 7 fanangiana, fangainana

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08