|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  gaingaina
Fototeny  2 gaina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Hafanan' ny andro tsisy rivotra ary tsisy rahona, maina be. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Ardeur d'un soleil sans vent et sans nuage, se dit aussi de ce qui est trop sec. [1.3#194]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  10 gaina

Teny iditra (2/2)11  gaingaina
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny anglisy  13 see daindaina. [1.2]

Fivaditsoratra  14 aingainga, 15 gaingaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19