|
|
|
|

Teny iditra 1  mangaihay
Fototeny  2 haihay
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Malahelo fa namoy zavatra nananana; nanantena zavatra ka tsy nahazo, hany ka toa tsy mahita hatao na holazaina: Lasa ilay voronkely efa azon' Isambilo ka nangaihay foana teo izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be ashamed, to be confused, to be astonished, to be confounded. [1.2]
6 to be confused, to be confounded [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 être désappointé (gaina, haihay) [1.54]
8 être confus, confondu [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
Tovy hevitra  12 mihaihay
Mpanahaka  13  diso fanantenana, 14  diso paika, 15  diso tetika, 16  gaina, 17  kepoka, 18  malazo molotra, 19  mangaina, 20  mangasihasy, 21  mangotsoka, 22  manjahana, 23  manjahatra, 24  manjetoka, 25  manola-nify, 26  mihaingihaingy, 27  mipitrapitra, 28  mitanatana vava, 29  mitokaiky, 30  mitsako dilana
Ohabolana  31  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22