|
|
|
|

Teny iditra1  mankaroa
Fototeny  2 aroa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandeha ho aroa. [1.1]
Ohatra  5  Toa mankatsy mankaroa lava izao foana ny antsika: ny akanjo, dia efa ampy hilaza aminao ny tianay ambara amin' izany aloha. [2.245#]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  9 manakora, manakorà, 10 manaroka, 11 mankaroa, 12 manoraka, 13 mokarana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09