|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 akatra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fanaovana amin' ny toerana ambony na avoavo kokoa.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 ascent, upward progress. Root not much used..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 ascension.
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 23 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 24 akatra |
| Sokajin-teny | 25 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
26 a trap, a snare.
[Provincial]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
27 piège à rats (en bambou)..
[Tankarana]
[1.19] |
| Fivaditsoratra | 28 akatra, 29 atraka, 30 karata |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|