|
|
|
|

Teny iditra1  mpampakatra
Fototeny  2 akatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Teny enti-milaza an-dRalehilahy mpampaka-bady, izany hoe mampiditra ara-dalàna vehivavy ho vady an-trano. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a bridegroom. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 le marié. [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12