|
|
|
|

Teny iditra1  ampakarina
Fototeny  2 akatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  4 when used with ny it means a bride. [1.2]
5 to be raised up.
6 to be taken in marriage. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 Qu'on fait monter.
8 qu'on épouse. [1.3]
9 qu'on fait monter.
10 qu'on épouse (se dit de la mariée). [1.8]
Ohatra  11  ary ny vao ampakarina, dia vodiondry no azy. [2.48]
12  Tsy hitako angaha ireny kitapo be dia be nampakarina ireny. [2.472]
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
16  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  17 ny ampakarina
Lahatsoratra  18 Randzavola: ampakarina ao amin' ny Baiboly (=> fanambadiana)

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09