|
|
|
|

Teny iditra1  mampiakatra
Fototeny  2 akatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manome baiko hiakatra: Iza no nampiakatra an' io olona io taty ambony rihana?.
5 Mahatonga hiakatra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to appeal a case to a higher court ; to send something to a higher instance for final decision. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 faire monter, renvoyer une affaire à une instance supérieure. [1.8]
Ohatra  8  Dia hitantsika amin' izany fa ny hery mampiakatra azy dia tsy maintsy be dia be. [1.357#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12