|
|
|
|

Teny iditra1  voampakatra
Fototeny  2 akatra
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy  4 taken up, brought to a higher position. To have been brought home, as of a bride, hence married.. [1.2]
Ohatra  5  ary amin' io andro hadimiana io, raha mandoa, na reradreraka, indrindra ka maty raha mbola tsy voampakatra, dia atao isan' ny mamosavy ihany; [2.857#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12