|
|
|
|

Teny iditra (1/7)1  haka
Fototeny  2 aka
Sokajin-teny  3  endritenin' ny hoe maka
Ohatra  4  Aoka aho haka rivotra kely. [2.528]

Teny iditra (2/7)5  haka
Sokajin-teny  6  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  7 Fotsy botsiaka, maina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 clair, sec. [1.3#207]
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (3/7)13  haka
Sokajin-teny  14  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  15 Sakaiza: Tonga ilay haka.
16 Fatratra, mahay, kinga: Hakavavy amin' ny fihaingoana Ramatoa iny / Manao azy ho haka loatra ranamana iny.
17 Feno sesika: Tonga haka ny takoribabon' ny akoho. [1.1]
Kamban-teny rehetra  18 ilay haka
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (4/7)20  haka
Sokajin-teny  21  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  22 low, as applied to the sea. [Provincial] [1.2]
Voambolana  23  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)

Teny iditra (5/7)24  haka
Sokajin-teny  25  anarana
Fanazavàna teny malagasy  26 kankana. [Taisaka, Betsileo] [1.78]
Voambolana  27  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Teny iditra (6/7)28  haka
Sokajin-teny  29  anarana
Fanazavàna teny malagasy  30 rahoka. [Sihanaka] [1.78]

Teny iditra (7/7)31  haka
Sokajin-teny  32  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  33 odrey, dre!: Haka! Tsa mba mieñy i leke valaka (Dre, tsy mba mijanona izy na dia vizana). [Betsileo] [1.78]

Fivaditsoratra  34 haka, 35 kaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09