| Entrée (Teny iditra) |
 |
akany
|
| Partie du discours (Sokajin-teny) | |
nom (anarana)
|
| Définition malgache (Famaritana malagasy) | |
Tranom-borona [Rajemisa 1985]
|
| Traduction anglaise (Dikanteny anglisy) | |
The nest or roosting place of wild birds. [Richardson 1885]
|
| | |
A nest [Hallanger 1973]
|
| Traduction française (Dikanteny frantsay) | |
Nid [Hallanger 1974]
|
| Vocabulaire (Voambolana) | |
| Morphologie (Ny bikany) | |
|
| Illustrations (Sary) | |
|
|
| Entrée (Teny iditra) |
 |
akany
|
| Partie du discours (Sokajin-teny) | |
nom (anarana)
|
| Définition malgache (Famaritana malagasy) | |
Trano na tanàna nahaterahana na n [...] [texte complet dans Rajemisa 1985]
|
| Traduction anglaise (Dikanteny anglisy) | |
A youth center. [Hallanger 1973]
|
| Traduction française (Dikanteny frantsay) | |
Foyer (pour les jeunes). [Hallanger 1974]
|
/m:web>
| Web (Habaka) | |
Akany Avoko http://www.akanyavoko.com
|
|
| Entrée (Teny iditra) |
 |
akañy
|
| Partie du discours (Sokajin-teny) | |
adverbe (tambinteny)
|
| Définition malgache (Famaritana malagasy) | |
Any aminy, manambara toerana misy ny zavatra anontaniana ka tsy eo fa any amin'ilay toerana nialan'ilay mpanontany [Betsimisaraka]
[Rakotosaona 1972]
|
| | |
Any [Sihanaka]
[Rakotosaona 1972]
|
|
| Entrée (Teny iditra) |
 |
akany
|
| Partie du discours (Sokajin-teny) | |
nom (anarana)
|
| Définition malgache (Famaritana malagasy) | |
Ady, fifandirana [Bara]
[Rakotosaona 1972]
|
| | |
[ akañy ] Fifandirana [Antesaka]
[Rakotosaona 1972]
|
| | |
Fifandirana [Tanosy]
[Rakotosaona 1972]
|
| Traduction française (Dikanteny frantsay) | |
[ akañy ] Argumentation, discussion [Antesaka]
[Deschamps 1936]
|
| Dérivés (Sampanteny) | |
| Synonymes (Teny mitovy hevitra) | |
|