|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 adana |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fandehanana na fitenenana na fanaovan-javatra milamina, tsy rototra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 slow, peaceful, tranquil; grave and prudent in action. Root not used in Imerina. [Mal. Adu, to repose (?).].
[1.2] 5 slowness; hence, peace, happiness. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 lenteur.
[1.3, 1.8, 1.5] 7 Etat paisible, prospérité. [1.3, 1.5] 8 démarche grave, abondance, paix. [1.3] 9 tranquillité, bonheur. [1.8] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 23 Ontam-po |
| Mpanahaka | 24 anoka, 25 danoka, 26 daresaka, 27 darona, 28 fandriampahalemana, 29 fandriantsaina, 30 fioronoronana, 31 firaondraonana, 32 firoandroanana, 33 fisomararetra, 34 hafinaretana, 35 hasambarana, 36 havotsana, 37 havozavozana, 38 oronorona, 39 raondraona, 40 roandroana, 41 tanesaka, 42 tsyfanananahorohoro, 43 tsyfanananatahotraampo, 44 tsyfitebitebena |
| Kamban-teny rehetra | 45 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 46 Adana |
| Sokajin-teny | 47 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
48 Addan.
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
49 Addân.
[2.996] |
| Ohatra |
50 Ary izao no niakatra avy tany Tela-mela sy Tela-harsa sy Keroba sy adana ary Imera (fa tsy nahalaza ny fianakaviany sy ny firazanany izy, na avy tamin'ny Isiraely, na tsia):
[2.996]
|
| Voambolana | 51 Soratra Masina |
| Tsipelina hafa | 52 adona, adona |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 53 Toko sy andininy momba Adana |
| Lahatsoratra | 54 Randzavola: Adana ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | 55 adana, Adana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|