| Entrée (1/3) | 1 tanana | 
| Radical | 2 tana | 
| Partie du discours | 3 participe | 
| Explications en malgache | 4   Gejaina amin' ny tanana, tazonina, fihinina: Tano tsara ny tady sao mianjera ianao Hazonina, tsy avala ho very, ho lasa: Tano ny azo fa sarotra ny mita Hazonina, tsy avala hivoaka: Notanany tao aminy ny zanany roa Tehirizina; tsaroana: Notanany tao am-pony ireo teny ireo [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to be seized, to be held, to be grappled; to be charged [1.2] | 
| Explications en français | 6   qu'on tient, qu'on retient, qu'on arrête, qu'on saisit, qu'on garde [1.3#664] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 11 4 combinaisons de ce mot | 
| Proverbes | 12 Proverbes contenant ce mot | 
| Entrée (2/3) | 13 tanana | 
| Partie du discours | 14 nom | 
| Explications en malgache | 15   Rantsam-batana hatreo amin' ny hatotanana ka hatramin' ny rantsantanana, ary ampiasaina handray sy hikasika ary hitana zavatra: Manasà tanana alohan' ny hisakafo. [1.1] 16 les pattes de devant chez les animaux (les mains chez l'Homme et les Lémuriens) Pour les plantes, désigne la base des pétioles des frondes de Fougères ; la base des tiges d'ignames, etc. [1.1] | 
| Explications en anglais | 17   the hand the forelegs of quadrupeds [1.7] | 
| Explications en français | 18   la main, les mains [1.3, 1.8] 19 les pattes de devant chez les quadrupèdes [1.3, 1.8] 20 les manches des habits, etc. [1.3] 21 main, manche, rayon [1.5] 22 [tañana] main [Sakalava-Mayotte] [1.405] | 
| Exemples | 23   Raha sahy ialahy, tehafo ny tanako
[2.472] 24 Noraisiko ilay bodofotsy tsara tarehy teo akaikiko, dia nanaraka ny tanako ny sombiny voaraiko [2.471] 25 Any ampaosinao ny tanany vatany vao variana kely foana ianao [2.470] | 
| Morphologie | 
 | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 28 133 combinaisons de ce mot | 
| Vocabulaire | 29 Biologie 30 Zoologie: (en général) | 
| Holonyme | 
 | 
| Méronymes | 
 | 
| Co-méronymes | 
 | 
| Proverbes | 50 Proverbes contenant ce mot | 
| Article | 51 Randzavola: tanana ao amin' ny Baiboly | 
| Illustrations | 
 | 
| Entrée (3/3) | 52 tanàna | 
| Partie du discours | 53 nom | 
| Explications en malgache | 54   Vohitra lehibe misy arabe migodana sy trano lehibe voalahadahatra ara-pomba mahafinaritra ny maso ary kianja malalaka isan-karazany: Mipetraka any antanàna izy fa tsy etý ambanivohitra. [1.1] | 
| Explications en anglais | 55   a town, a city (written with the accent) [1.7] | 
| Explications en français | 56   ville, village (s'écrit toujours avec l'accent) [1.8] 57 ville, village [Sakalava-Mayotte] [1.405] | 
| Exemples | 58   eny fa mahalala rariny tokoa izato hianao / ry Ifiadanana / ka sanatria tokoa raha hafoiko ny tanànanay.
[2.131] 59 nefa ny firefodrefotry ny basy ao an-tanànan' Antsirabe mbola tsy mijanona. [2.324] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 61 26 combinaisons de ce mot | 
| Vocabulaire | 62 Géographie: (en général) | 
| Proverbes | 63 Proverbes contenant ce mot | 
| Article | 64 Randzavola: tanàna sy vohitra ao amin' ny Baiboly | 
| Illustrations | 
 | 
| Anagrammes | 65 Natana, 66 tanàna, tanana | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |