|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 tanako |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 hoho
[Mahafaly]
[1.78] |
| Teny iditra (2/3) | 4 tanako |
| Sokajin-teny | 5 anarana tanana sy mpisolo |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 my hand(s)
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 ma main, mes mains
[3.1] |
| Ohatra |
8 nefa voafatotra ny saiko, ary vahotra ny tanako, ka tsy naharaka ny fihetsehan' ny foko.
[2.324]
9 Nesoriny ny tanako nitana ny takolako, dia nofafany ny tarehiko nandriaka ranomaso. [2.41] 10 Raha sahy ialahy, tehafo ny tanako. [2.42] |
| Teny iditra (3/3) | 11 tanako |
| Sokajin-teny | 12 anarana tana sy mpisolo |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 my chameleon(s)
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 mon caméléon, mes caméléons
[3.1] |
| Fivaditsoratra | 15 antoka, 16 kantao, 17 katona, 18 kotana, 19 takona, tanako, 20 tokana, 21 tonaka, tonàka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|