|
|
|
|

Entrée (1/2)1  an-tanana
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Radical  3  tanana
Exemples  4  [2.472] ny vola an-tanana lany tamin' ny lahasa, ny sakafo tsy misy.
5  [2.131] Ankotsohotso / hatsotso roa venty / raha mahay hianao / dia roa no ho an-tanana

Entrée (2/2)6  an-tanàna
Partie du discours  7  adverbe [Liste complète]
Radical  8  any
Exemples  9  [2.324] - Firy anefa ny lehilahy eto an-tanàna?
10  [2.131] Hono ray olona ato an-tanàna / mba nandry teto ve Rasoavangaina?

Anagrammes  11  an-tanàna, an-tanana, natanana

Mis à jour le 2025/08/26