|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : mahandry | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Izay miringiringy no potraka : izay mioty manta no leony. [2.653 #1197, 2.974 #264]
Mioty manta, ka leony; miringiringy, Ny miringiringy no potraka; ny mioty manta no leony ; ny tsy mahandry ny sisa no mahia. [2.653 #2350] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Etre haut perché, c’est risquer de tomber; cueillir des fruits verts, c’est chercher l’indisposition. [2.974 #264] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Ny akoho no tsy nanidina : tsy nahandry ny andro zoma. [2.558 #2841]
Ty nahavy ty akoho tsy hitily io ty tsy | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Si la poule ne peut pas voler, c'est qu'elle n'a pas su attendre le vendredi. [1.68] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 3 | Ny mioty manta no leony, ny tsy mahandry masaka no adala. [2.558 #202] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 4 | Volom-bava maika hihinana, ka tsy mahandry ny Volombavan' ny maika hihinana, ka tsy mahandry ny | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|