| Entrée | 1 miringiringy |
| Radical | 2 ringiringy |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Miteronterona, mitsangana amin' ny rantsantongotra: Niringiringy teny ambony tamboho ny anao lahy ka nianjera Miavona ka mirehareha foana [1.1] |
| Exemples |
5 Aoka isika ry havana mba tsy hisaraka an-tendrombohitra avo ary tsy hisaraka ambonin'ny vato miringiringy ary tsy hifandao an-tanety fa akory kosa ity hadilana-mahia ka mampisaraka antsika? [2.131] |
| Morphologie |
|
| Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|