|
|
|
|

Teny iditra1  maika
Fototeny  2 aika
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Misy zavatra tsy maintsy halehahaingana: Maika aho
5 Maimay hanao zavatra, dodona: Maika hiteny erỳ izy ~ Maika hamonjy masinina aho
6 Enti-milaza zavatra tsy azo ampiandrasina ela, tsy maintsy hatao haingana: Raharaha maika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 in a hurry [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 pressé [1.8]
Ohatra  9  Ahoana fa maika aho? [2.639#orimbatonnyfiadanana]
10  maika hiala amin' izany aho. [2.4#]
11  Aza maika handao fonenana ialahy. [2.442#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  24 aniritra, ankamehana, dodoka, dodona, dodotra, forehitra, kododona, kongomaika, kongorevo, maimay, maintavo, miheninkenina, mikododoka, mikorobobo, mikoropaka, milomay, minitinitika, mirotoroto, misalehotra, misehotra, mitaitay, mivoajamala, petatoko, rodoka, rototra, sevotsevoka, somadodoka, somarodoka, somarototra, sondrodrahona, tandrametaka, tandrevaka
Kamban-teny rehetra  25  Fikambanana 9 amin' io teny io
Ohabolana  26  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  27 Akima, 28 amaky, maika, 29 Makay, 30 makia, 31 miakà

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/23