Index

Proverbes : fosaina

Proverbe Ilay manafina ala fady, ka fosain' ny bodo sy adala. [Rinara 1974 #1407]

Proverbe Mihambo ny soa tsy ananana ka vao midify dia fosain' ny olona. [Rinara 1974 #2309]

Proverbe Tanora kamo ka fosain' izay mahita. [Rinara 1974 #4055]

Index