|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  ananana
Fototeny  2 anana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  4 to be owned, to be possessed. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 qu'on possède. [1.3#35, 1.8]
6 qu'on a: Andriamanitra ni ihavian' ny zavatra rehetra ananantsika (C'est de Dieu que nous vient tout ce que nous possédons). [1.3]
Ohatra  7  Kanefa tsy ananana izany sady tsy azo. [2.346]
8  ka mbola mipetraka amy ny tanin drazana, sy izay ananana kely eto. [2.59#121]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  12 fo afaka tsy ananan-tsiny
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)14  ananana
Fototeny  15 anana
Sokajin-teny  16  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  17 dont on a, sur qui on a une créance: Ny voankazo tahaka ireny no ananako betsaka (J'ai beaucoup de fruits de cette espèce) ~ Ananako vola roapolo izy (J'ai sur lui une créance de vingt piastres, il me doit vingt piastres). [1.3#36]
Haiendriteny 
18  Ny ankehitriny :
19  Ny lasa :
20  Ny hoavy :
21  Filaza mandidy :

Teny iditra (3/3)22  ananana
Fototeny  23 hana
Sokajin-teny  24  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#211]
Haiendriteny 
25  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09