Entrée | 1 manafina |
Radical | 2 afina |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mametraka zavatra amin' ny toerana tsy hahitana azy; manitrika: Manafina vola Mampiery: Miray tetika amin' ny olon-dratsy izay manafina azy Tsy mampiseho ety ivelany: Mahay manafina ny alahelony io vehivavy io Manarona, manakona: Tsy tsara ny manafina ny marina. / Nisy rahona nanafina ny volana indrindra tamin' izay Mandevina (mpanjaka): Tamin' ny alina no nanafenana ny masina. [1.1] |
Explications en anglais |
5 to hide anything, to conceal anything; to bury a deceased sovereign. [1.2] 6 to conceal [1.7] |
Explications en français |
7 cacher [1.3, 1.8, 1.5] 8 receler [1.3] 9 garder le secret fig. ensevelir les souverains [1.3, 1.5] |
Exemples |
10 Hianareo manafina amiko!
[2.324]
11 Niondrika aho, nanafina ny ranomasoko. [2.472] 12 Ny manafina ny hareny ny maty momba, sy ny hareny ny maty mamosavy; [2.48] |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Proverbes | 23 Proverbes contenant le mot manafina |
Citations | 24 Textes citant manafina |
Anagrammes | 25 fanimana, 26 manafina |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |