Index

Proverbes : ahohoka

Proverbe Nahohoky ny ntaolo ny zaza teraka tamin' ny Alakaosy. [Veyrières 1913 #91]
Traduction française Les enfants nés au mois à Alakaosy étaient tués par les ancêtres qui les plongeaient dans l' eau la tête en bas. [Veyrières 1913 #91]
Interprétation française Ces enfants étaient tués par superstition. [Veyrières 1913 #91]

Proverbe Ny lela efa mitsilany tsy azo ahohoka intsony. [Nicol 1935 #212, Cousins 1871]
Traduction française La langue, une fois retournée, ne se redresse plus. [Nicol 1935 #212]

Proverbe Raha lany ny mamy ao anatin' ny vilany, dia ahohoky ny olona izy ka ny vavany kosa indray no ataony ambany. [Veyrières 1913]

Proverbe Tsy misy manao soa ohatra ny vilany, fa raha lany ny ao anatiny, ahohoky ny olona. [Rinara 1974]
Tsy misy manao soa tahaka ny vilany ; fa raha lany ny mamy ao anatiny, dia ahohoky ny olona. [Cousins 1871 #3529, Nicol 1935 #312]
Traduction française Qu’y a-t-il de plus utile qu’une marmite : et pourtant, dès qu’elle a été vidée, elle est aussitôt renversée. [Nicol 1935 #312]

Index