Entrée | 1 vilany |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Zavatra fandrahoantsakafo, mety ho vy na tany: Ny vilany tany izay natokana ho fandrahoan-daoka dia natao hoe "nongo". [1.1] |
Explications en anglais |
4 a cooking pot, a kettle or casserole [1.7] |
Explications en français |
5 marmite [1.3, 1.8, 1.13] 6 pot, casserole [1.8] |
Exemples |
7 Rehefa nitatao vovonana ny andro, dia tafaverina izy mianaka, ka samy navesatra nitondra fotsimbary sy vilany ary vilia sy sotro;
[2.324]
8 "hetsehina kely ny vilany|bilany angalana ny ao am-vilany|bilany ho any ny olona maikia handeha [2.48] 9 Raha mbola tsy maimbo tsilo akory ny vilaninareo, dia hindaosin'ny oram-baratra ireny, na ny lena na ny maina. [2.996] |
Morphologie |
|
Tous les mots composés | 12 23 combinaisons de vilany |
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot vilany |
Article | 14 Randzavola: vilany ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 15 valiny, 16 vilany, 17 vilina, 18 vinaly, viñaly, 19 vinila |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |