|
|
|
|

Teny iditra1  vonoy
Fototeny  2 vono
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana vonoina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra  4  vonoy ny jiro [1.1]
5  vonoy aho raha hovonoinao, hoy I Feno. [2.472]
6  Ary dia miravà body amin' ny lasy hianareo fa sasatra, ary dia vonoy ny ombinareo sy zarao ny varinareo. [2.48]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  8 ovony, 9 vonoy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02