|
|
|
|

Teny iditra1  ntaolo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny olona taloha, ny razana: Hita ao amin' ny ohabolana ny fahendren' ny ntaolo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 [ny tao aloha (?).] the ancients, the ancestors. [1.2]
5 the men of old, the ancestors [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 les anciens, les ancêtres [1.8]
Ohatra  7  Ny Betatoato sy ny Trako dia karazana dihin' ny ntaolo. [2.245#]
8  Inona no hotantarain' ny taranaka rehefa mba ntaolo isika? [1.437#]
9  Manomboka amin' ny kely indrindra ny ntaolo raha mandrefy. [2.436#]
Kamban-teny rehetra  10  Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  ntaolo, 12 tolona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17